Teny iditra | 1 lany tamingana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tsy misy taranaka intsony, maty maso 4 [2.313] tsy manana taranaka, kizo fara |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] extinct |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] exterminé, dont la lignée est éteinte |
Singan-teny | 7 lany, tamingana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |